plt_tn/nam/03/16.md

20 lines
607 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nahoma dia milaza amin'ny vahoakan'i Ninive ho toy ny tanànany izy ireo.
# Napitombo ireo mpandrantonao mihoatra ny kintana eny amin'ny lanitra ianao
Tsy ho voaisa toy ny kintana amin'ny lanitra ireo mpandranton'ny Ninive. DH: "manana mpandranto maro tsy hita isa intsony ianao.
# mpandranto
"ireo varotra" na "ireo izay mividy ary mivarotra ireo zavatra"
# andriandahy
teny ampiasaina amin'ny politika midika hoe "ireo mpitarika" (UDB).
# jeneraly
Ampiasaina amin'ny miaramila n "ireo mpitarika" na ireo governora manam-pahefana hafa ny teny hoe miaramila.