plt_tn/nam/03/16.md

607 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Nahoma dia milaza amin'ny vahoakan'i Ninive ho toy ny tanànany izy ireo.

Napitombo ireo mpandrantonao mihoatra ny kintana eny amin'ny lanitra ianao

Tsy ho voaisa toy ny kintana amin'ny lanitra ireo mpandranton'ny Ninive. DH: "manana mpandranto maro tsy hita isa intsony ianao.

mpandranto

"ireo varotra" na "ireo izay mividy ary mivarotra ireo zavatra"

andriandahy

teny ampiasaina amin'ny politika midika hoe "ireo mpitarika" (UDB).

jeneraly

Ampiasaina amin'ny miaramila n "ireo mpitarika" na ireo governora manam-pahefana hafa ny teny hoe miaramila.