# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nahoma dia milaza amin'ny vahoakan'i Ninive ho toy ny tanànany izy ireo. # Napitombo ireo mpandrantonao mihoatra ny kintana eny amin'ny lanitra ianao Tsy ho voaisa toy ny kintana amin'ny lanitra ireo mpandranton'ny Ninive. DH: "manana mpandranto maro tsy hita isa intsony ianao. # mpandranto "ireo varotra" na "ireo izay mividy ary mivarotra ireo zavatra" # andriandahy teny ampiasaina amin'ny politika midika hoe "ireo mpitarika" (UDB). # jeneraly Ampiasaina amin'ny miaramila n "ireo mpitarika" na ireo governora manam-pahefana hafa ny teny hoe miaramila.