plt_tn/nam/02/11.md

492 B

Lavakin'ny liona

Ampitahana amin'ny lavaky ny liona i Ninive satria toerana iainan'ireo mpamono olona izy ary toerana izay hitondran'izy ireo miverina amin'izay nangalariny avy amin'ny vahoaka novonoiny.

Nanakenda

"nangeja." Misambotra ireo hazany mba hanaka ireo amin'ny fifohana rivotra.

Nameno ny zohiny tamin'ireo haza, ny lavany amin'ny sisan-taolana voapotipotika

Milaza zavatra mitovy ireto andian-teny roa ireto. Ny lavaky ny liona, toeram-piafenany, izay ao anaty lavaka.