plt_tn/nam/02/11.md

12 lines
492 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Lavakin'ny liona
Ampitahana amin'ny lavaky ny liona i Ninive satria toerana iainan'ireo mpamono olona izy ary toerana izay hitondran'izy ireo miverina amin'izay nangalariny avy amin'ny vahoaka novonoiny.
# Nanakenda
"nangeja." Misambotra ireo hazany mba hanaka ireo amin'ny fifohana rivotra.
# Nameno ny zohiny tamin'ireo haza, ny lavany amin'ny sisan-taolana voapotipotika
Milaza zavatra mitovy ireto andian-teny roa ireto. Ny lavaky ny liona, toeram-piafenany, izay ao anaty lavaka.