# Lavakin'ny liona Ampitahana amin'ny lavaky ny liona i Ninive satria toerana iainan'ireo mpamono olona izy ary toerana izay hitondran'izy ireo miverina amin'izay nangalariny avy amin'ny vahoaka novonoiny. # Nanakenda "nangeja." Misambotra ireo hazany mba hanaka ireo amin'ny fifohana rivotra. # Nameno ny zohiny tamin'ireo haza, ny lavany amin'ny sisan-taolana voapotipotika Milaza zavatra mitovy ireto andian-teny roa ireto. Ny lavaky ny liona, toeram-piafenany, izay ao anaty lavaka.