plt_tn/nam/02/08.md

447 B

Babo

Ireo zavatra alaina an-keriny, matetika eny amin'ny ady.

Fa tsy hisy fiafarany izany

Fomba ahafahana milaza ny zavatra amin'ny tendrombohitra lehibe. Azo andikana azy koa ny hoe: "tendrombohitra lehibe no aminy"

Famirapiratr'ireo zava-tsarobidin'i Ninive

Ireo mety ho heviny: 1) "famelana ireo zavatra rehetra mahafatifaty" na 2) "lanjan'ireo zavatra mahafatifaty rehetra"

Ory ny fon'ny rehetra

"Very ny fahasahian'ny vahoaka"