plt_tn/nam/02/08.md

16 lines
447 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Babo
Ireo zavatra alaina an-keriny, matetika eny amin'ny ady.
# Fa tsy hisy fiafarany izany
Fomba ahafahana milaza ny zavatra amin'ny tendrombohitra lehibe. Azo andikana azy koa ny hoe: "tendrombohitra lehibe no aminy"
# Famirapiratr'ireo zava-tsarobidin'i Ninive
Ireo mety ho heviny: 1) "famelana ireo zavatra rehetra mahafatifaty" na 2) "lanjan'ireo zavatra mahafatifaty rehetra"
# Ory ny fon'ny rehetra
"Very ny fahasahian'ny vahoaka"