# Babo Ireo zavatra alaina an-keriny, matetika eny amin'ny ady. # Fa tsy hisy fiafarany izany Fomba ahafahana milaza ny zavatra amin'ny tendrombohitra lehibe. Azo andikana azy koa ny hoe: "tendrombohitra lehibe no aminy" # Famirapiratr'ireo zava-tsarobidin'i Ninive Ireo mety ho heviny: 1) "famelana ireo zavatra rehetra mahafatifaty" na 2) "lanjan'ireo zavatra mahafatifaty rehetra" # Ory ny fon'ny rehetra "Very ny fahasahian'ny vahoaka"