plt_tn/nam/02/05.md

16 lines
336 B
Markdown

# Hanorotoro anareo ho singa
Adikao mitovy amin'ny nataonao ao amin'ny 2:1 ity.
# Miantso ireo manampahefany
Ireo mety ho heviny dia: 1) "Hiantso ireo manampahefany" na 2) "ireo eritreritr'ireo manampahefany"
# Izy ireo ... izy ireo ... izy ireo
Ireo miaramila izay hanafika an'i Ninive
# Eny amin'ny lalany
"Handeanan'izy ireo"