plt_tn/nam/02/05.md

336 B

Hanorotoro anareo ho singa

Adikao mitovy amin'ny nataonao ao amin'ny 2:1 ity.

Miantso ireo manampahefany

Ireo mety ho heviny dia: 1) "Hiantso ireo manampahefany" na 2) "ireo eritreritr'ireo manampahefany"

Izy ireo ... izy ireo ... izy ireo

Ireo miaramila izay hanafika an'i Ninive

Eny amin'ny lalany

"Handeanan'izy ireo"