# Hanorotoro anareo ho singa Adikao mitovy amin'ny nataonao ao amin'ny 2:1 ity. # Miantso ireo manampahefany Ireo mety ho heviny dia: 1) "Hiantso ireo manampahefany" na 2) "ireo eritreritr'ireo manampahefany" # Izy ireo ... izy ireo ... izy ireo Ireo miaramila izay hanafika an'i Ninive # Eny amin'ny lalany "Handeanan'izy ireo"