plt_tn/nam/02/01.md

37 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Manohy ny fanoritsoritana ny faharavan'i Ninive amin'ny hay kanto izay nanomboka tamin'ny 1:1 i Nahoma.
# Ilay hanorotoro anao ho singa maromaro
Toy ny olona mamaky vilany ny sary. Azo andikana azy ny hoe: "Izy izay hamotika anareo"
# Ilay hanorotoro anao
Tsy mazava ny hoe: "olona", fa raha adika amin'ny ankapobeny izany teny izany dia: "Ny olona izay mamakivaky anao ho singa."
# Mametraha mpiambina eo amin'ny mandan'ny tanàna, ambeno ireo lalana, atanjaho ny tenanareo, angony ireo tafikareo
Miomana amin'ny ady
# Mpiambina eo amin'ny mandan'ny tanàna
"Mametraka fiambenana ho fiarovana amin'ny tanàna"
"Mametraka mpiambina amin'ny manda ho fiarovana"
# Fa efa mamerina amin'ny laoniny ny voninahitr'i Jakoba tahaka ny voninahitr'Israely
Manalehibe an'i Jakoba sy Israely i Yaveh ny dikany teto, ary mankasitraka azy ireo indray ny olona.
# Ireo mpandroba
Olona izay mangalatra ireo zavatra amin-kery, matetika amin'ny ady
# Noravan'izy ireo
Nanimba ny zavatra rehetra
# Nopotehina ireo sampam-boalobony
Toy ny nambolena hazom-boaloboka ny filazana ny firenena eto. DH: "ary nanongotra ny firenenareo toy ny tanim-boaloboka izy."