plt_tn/nam/01/12.md

542 B

Fampahafantarana manokana

Niteny tamin'ireo Israelita momban'i Ninive i Yaveh

Izy ireo ... izy ireo ... izy ireo

Ny vahoakan'i Ninive

Ho ringana izy ireo

"Ho ringana izy ireo." Mampiasa ny sary amin'ny fandringanana ireo ondry mba hanehoana ny fanapahana ny miaramilan'i Ninive izy ireo, tahaka ireo ankamaroan'izy ireo. DH: "ho simbaina izy ireo."

Hanapaka ny ziogan'ireo olona ao aminao

DH: "mametraka anao amin'ny famonjena ireo vahoaka ireo"

Hanapaka ireo fatoranao

"Hanapaka ireo fatoranareo toy izay amonjena anareo"