# Fampahafantarana manokana Niteny tamin'ireo Israelita momban'i Ninive i Yaveh # Izy ireo ... izy ireo ... izy ireo Ny vahoakan'i Ninive # Ho ringana izy ireo "Ho ringana izy ireo." Mampiasa ny sary amin'ny fandringanana ireo ondry mba hanehoana ny fanapahana ny miaramilan'i Ninive izy ireo, tahaka ireo ankamaroan'izy ireo. DH: "ho simbaina izy ireo." # Hanapaka ny ziogan'ireo olona ao aminao DH: "mametraka anao amin'ny famonjena ireo vahoaka ireo" # Hanapaka ireo fatoranao "Hanapaka ireo fatoranareo toy izay amonjena anareo"