plt_tn/nam/01/12.md

20 lines
542 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana manokana
Niteny tamin'ireo Israelita momban'i Ninive i Yaveh
# Izy ireo ... izy ireo ... izy ireo
Ny vahoakan'i Ninive
# Ho ringana izy ireo
"Ho ringana izy ireo." Mampiasa ny sary amin'ny fandringanana ireo ondry mba hanehoana ny fanapahana ny miaramilan'i Ninive izy ireo, tahaka ireo ankamaroan'izy ireo. DH: "ho simbaina izy ireo."
# Hanapaka ny ziogan'ireo olona ao aminao
DH: "mametraka anao amin'ny famonjena ireo vahoaka ireo"
# Hanapaka ireo fatoranao
"Hanapaka ireo fatoranareo toy izay amonjena anareo"