plt_tn/nam/01/09.md

28 lines
658 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Miteny amin'ny vahoakan'i Ninive izay hifanarahan'Yaveh amin'izy ireo.
# Hamarana tanteraka izany
"Manajanona tanteraka izay ataonao"
# Tsy hisandratra fanindroany ny fahoriana
DH: "Tsy hanafika anao fanindroany Izy"
# Izy ireo ... izy ireo ... izy ireo ... izy ireo
Miresaka matotra amin'ireo Israelita momban'ny olon'i Niniveh i Nahoma.
# Ho raiki-tahotra tahaka ny kirihitra tsilo
"Manoloana ireo olana maro izay mampahatsiahy azy ireo amin'ny fanafihana"
# Ho levon'ny afo tanteraka izy ireo
Hanimba tanteraka an'i Ninive i Yaveh
# Namporisika faharatsiana
Namporisika ny olona hanao ireo zavatra ratsy