plt_tn/nam/01/09.md

658 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Miteny amin'ny vahoakan'i Ninive izay hifanarahan'Yaveh amin'izy ireo.

Hamarana tanteraka izany

"Manajanona tanteraka izay ataonao"

Tsy hisandratra fanindroany ny fahoriana

DH: "Tsy hanafika anao fanindroany Izy"

Izy ireo ... izy ireo ... izy ireo ... izy ireo

Miresaka matotra amin'ireo Israelita momban'ny olon'i Niniveh i Nahoma.

Ho raiki-tahotra tahaka ny kirihitra tsilo

"Manoloana ireo olana maro izay mampahatsiahy azy ireo amin'ny fanafihana"

Ho levon'ny afo tanteraka izy ireo

Hanimba tanteraka an'i Ninive i Yaveh

Namporisika faharatsiana

Namporisika ny olona hanao ireo zavatra ratsy