# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Miteny amin'ny vahoakan'i Ninive izay hifanarahan'Yaveh amin'izy ireo. # Hamarana tanteraka izany "Manajanona tanteraka izay ataonao" # Tsy hisandratra fanindroany ny fahoriana DH: "Tsy hanafika anao fanindroany Izy" # Izy ireo ... izy ireo ... izy ireo ... izy ireo Miresaka matotra amin'ireo Israelita momban'ny olon'i Niniveh i Nahoma. # Ho raiki-tahotra tahaka ny kirihitra tsilo "Manoloana ireo olana maro izay mampahatsiahy azy ireo amin'ny fanafihana" # Ho levon'ny afo tanteraka izy ireo Hanimba tanteraka an'i Ninive i Yaveh # Namporisika faharatsiana Namporisika ny olona hanao ireo zavatra ratsy