plt_tn/nam/01/06.md

319 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Miresaka momban'ny fahefan'Yaveh Nahoma

Firehetan'ny hatezerany

"Tanjaky ny hatezerany" na "ahavon'ny hatezerany"

Miraraka tahaka ny afo ny fahatezerany, novakivakiany ireo vatolampy

Azo adika hoe: "mandatsaka ny fahatezerany tahaka ny afo ary mamaky ireo vatolampy Izy."