# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Miresaka momban'ny fahefan'Yaveh Nahoma # Firehetan'ny hatezerany "Tanjaky ny hatezerany" na "ahavon'ny hatezerany" # Miraraka tahaka ny afo ny fahatezerany, novakivakiany ireo vatolampy Azo adika hoe: "mandatsaka ny fahatezerany tahaka ny afo ary mamaky ireo vatolampy Izy."