plt_tn/nam/01/06.md

12 lines
319 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Miresaka momban'ny fahefan'Yaveh Nahoma
# Firehetan'ny hatezerany
"Tanjaky ny hatezerany" na "ahavon'ny hatezerany"
# Miraraka tahaka ny afo ny fahatezerany, novakivakiany ireo vatolampy
Azo adika hoe: "mandatsaka ny fahatezerany tahaka ny afo ary mamaky ireo vatolampy Izy."