plt_tn/nam/01/04.md

413 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Manohy ny fanoritsoritana ny fahefan'Yaveh eo amin'izao tontolo izao i Nahoma.

Mihovitra amin'ny fanatrehany ireo tendrombohitra, ary mietry ireo havoana; mirodana amin'ny fanatrehany ny tany

DH: "Matahotra an'Yaveh ireo tendrombohitra, ireo havoana, ary koa ny tany"

Mihovitra

Tahaka ny olona izay matahotra

Mirodana

"Mianjera amin'ny tany amin'ny fatahorana"