# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manohy ny fanoritsoritana ny fahefan'Yaveh eo amin'izao tontolo izao i Nahoma. # Mihovitra amin'ny fanatrehany ireo tendrombohitra, ary mietry ireo havoana; mirodana amin'ny fanatrehany ny tany DH: "Matahotra an'Yaveh ireo tendrombohitra, ireo havoana, ary koa ny tany" # Mihovitra Tahaka ny olona izay matahotra # Mirodana "Mianjera amin'ny tany amin'ny fatahorana"