plt_tn/nam/01/04.md

16 lines
413 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Manohy ny fanoritsoritana ny fahefan'Yaveh eo amin'izao tontolo izao i Nahoma.
# Mihovitra amin'ny fanatrehany ireo tendrombohitra, ary mietry ireo havoana; mirodana amin'ny fanatrehany ny tany
DH: "Matahotra an'Yaveh ireo tendrombohitra, ireo havoana, ary koa ny tany"
# Mihovitra
Tahaka ny olona izay matahotra
# Mirodana
"Mianjera amin'ny tany amin'ny fatahorana"