plt_tn/nam/01/02.md

402 B

Yaveh

Ity no anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny vahoakany ao amin'ny Testamenta Taloha. Jereo hoe ahoana fomba nandikana ny mahakasika an'i Yahveh ao amin'ny fandikan-teny maneran-tany.

Tsy hanambara ireo fahavalony ho tsy manan-tsiny velively Izy

Ho tsarain'Yaveh sy ho faiziny ireo fahavalony rehefa tsy mankatoa Azy izy ireo.

Vovoky ny tongony

"Ny vovoka izay dakan'ny tongony"