plt_tn/nam/01/02.md

12 lines
402 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Yaveh
Ity no anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny vahoakany ao amin'ny Testamenta Taloha. Jereo hoe ahoana fomba nandikana ny mahakasika an'i Yahveh ao amin'ny fandikan-teny maneran-tany.
# Tsy hanambara ireo fahavalony ho tsy manan-tsiny velively Izy
Ho tsarain'Yaveh sy ho faiziny ireo fahavalony rehefa tsy mankatoa Azy izy ireo.
# Vovoky ny tongony
"Ny vovoka izay dakan'ny tongony"