# Yaveh Ity no anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny vahoakany ao amin'ny Testamenta Taloha. Jereo hoe ahoana fomba nandikana ny mahakasika an'i Yahveh ao amin'ny fandikan-teny maneran-tany. # Tsy hanambara ireo fahavalony ho tsy manan-tsiny velively Izy Ho tsarain'Yaveh sy ho faiziny ireo fahavalony rehefa tsy mankatoa Azy izy ireo. # Vovoky ny tongony "Ny vovoka izay dakan'ny tongony"