plt_tn/mrk/16/19.md

12 lines
356 B
Markdown

# nampiakarina ho any an-danitra Izy ary nipetraka
Afaka atao hoe: "Andriamanitra naka Azy ho any an-danitra, ary Izy nipetraka"
# eo antanan-kavanan' Andriamanitra
"any amin'izay hipetrahan'ilay iray izay nomen'Andriamanitra ny voninahitra sy ny hery lehibe indrindra"
# nanamafy ny teny
"nampiseho fa ireo teniny, izay tenenin'izy ireo, dia marina"