# nampiakarina ho any an-danitra Izy ary nipetraka Afaka atao hoe: "Andriamanitra naka Azy ho any an-danitra, ary Izy nipetraka" # eo antanan-kavanan' Andriamanitra "any amin'izay hipetrahan'ilay iray izay nomen'Andriamanitra ny voninahitra sy ny hery lehibe indrindra" # nanamafy ny teny "nampiseho fa ireo teniny, izay tenenin'izy ireo, dia marina"