plt_tn/mrk/16/19.md

356 B

nampiakarina ho any an-danitra Izy ary nipetraka

Afaka atao hoe: "Andriamanitra naka Azy ho any an-danitra, ary Izy nipetraka"

eo antanan-kavanan' Andriamanitra

"any amin'izay hipetrahan'ilay iray izay nomen'Andriamanitra ny voninahitra sy ny hery lehibe indrindra"

nanamafy ny teny

"nampiseho fa ireo teniny, izay tenenin'izy ireo, dia marina"