plt_tn/mrk/15/33.md

1016 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Tamin'ny mitataovovonana dia rakotra haizina ny tany iray manontolo mandra-pahatongan'ny tamin'ny telo katroka rehefa nihiaka tamin'ny feo mafy Jesosy ary maty, ary nitriatra hatreny ambony ka hatrany ambany ny lamban'ny tempoly.

Tamin'ny ora faha-enina

Tamin'ny 12 atoandro.

tonga teo amin'ny tany rehetra ny haizina

Eto ny mpanoratra dia mamaritra fa niha-maizina ny tany ivelany tahaka ny hoe nisy onjan-dranomasina nanaloka ny tany. DH: "niha-maizina ny tany rehetra"

tamin'ny ora fahasivy

Izany dia maneho ny amin'ny telo katroka amin'ny hariva. DH: "Tamin'ny telo hariva katroka"

Eloy, Eloy, lamà sabaktany

Teny Aramaika ireo teny ireo izay tokony adika amin'ny fitenim-paritrao fa mitovitovy ny feo.

Ny sasany tamin'ireo izay nitsangana teo nandre ny teniny ka niteny hoe

Afaka soratana mazava tsara fa tsy azon'izy ireo izay nolazain'i Jesosy. DH: "Rehefa nandre izany ny sasany tamin'ireo izay nitsangana teo, dia tsy nahafantatra ary niteny hoe: "