plt_tn/mrk/15/33.md

24 lines
1016 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Tamin'ny mitataovovonana dia rakotra haizina ny tany iray manontolo mandra-pahatongan'ny tamin'ny telo katroka rehefa nihiaka tamin'ny feo mafy Jesosy ary maty, ary nitriatra hatreny ambony ka hatrany ambany ny lamban'ny tempoly.
# Tamin'ny ora faha-enina
Tamin'ny 12 atoandro.
# tonga teo amin'ny tany rehetra ny haizina
Eto ny mpanoratra dia mamaritra fa niha-maizina ny tany ivelany tahaka ny hoe nisy onjan-dranomasina nanaloka ny tany. DH: "niha-maizina ny tany rehetra"
# tamin'ny ora fahasivy
Izany dia maneho ny amin'ny telo katroka amin'ny hariva. DH: "Tamin'ny telo hariva katroka"
# Eloy, Eloy, lamà sabaktany
Teny Aramaika ireo teny ireo izay tokony adika amin'ny fitenim-paritrao fa mitovitovy ny feo.
# Ny sasany tamin'ireo izay nitsangana teo nandre ny teniny ka niteny hoe
Afaka soratana mazava tsara fa tsy azon'izy ireo izay nolazain'i Jesosy. DH: "Rehefa nandre izany ny sasany tamin'ireo izay nitsangana teo, dia tsy nahafantatra ary niteny hoe: "