plt_tn/mrk/15/29.md

362 B

nihifikifi-doha

Fihetsika ataon'ny olona rehefa mandà na tsy mankato.

Aha!

Feo maneho fanesoana.

Ianao ilay afaka mandrava ny tempoly ary manorina izany ao anatin'ny telo andro

Ny olona dia miresaka momba ny faminaniana teo aloha izay ho ataon'i Jesosy. DH: "Ianao izay nilaza fa afaka mandrava ny tempoly ary manorina izany ao anatin'ny telo andro"