plt_tn/mrk/15/29.md

12 lines
362 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# nihifikifi-doha
Fihetsika ataon'ny olona rehefa mandà na tsy mankato.
# Aha!
Feo maneho fanesoana.
# Ianao ilay afaka mandrava ny tempoly ary manorina izany ao anatin'ny telo andro
Ny olona dia miresaka momba ny faminaniana teo aloha izay ho ataon'i Jesosy. DH: "Ianao izay nilaza fa afaka mandrava ny tempoly ary manorina izany ao anatin'ny telo andro"