# nihifikifi-doha Fihetsika ataon'ny olona rehefa mandà na tsy mankato. # Aha! Feo maneho fanesoana. # Ianao ilay afaka mandrava ny tempoly ary manorina izany ao anatin'ny telo andro Ny olona dia miresaka momba ny faminaniana teo aloha izay ho ataon'i Jesosy. DH: "Ianao izay nilaza fa afaka mandrava ny tempoly ary manorina izany ao anatin'ny telo andro"