plt_tn/mrk/15/22.md

403 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ireo miaramila nitondra an'i Jesosy nankany Golgota toerana izay hamantsihana Azy miaraka amin'ny olona roa hafa. Olona maro no naneso Azy.

Toeran'ny karandoha

Anaran'ilay toerana io. Izany akory tsy midika fa feno karandoha any.

karandoha

taolan-doha

ireo divay nifangaro miora

DH: "divay mifangaro fanafody mampitony fanaintainana antsoina hoe: miora"