# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ireo miaramila nitondra an'i Jesosy nankany Golgota toerana izay hamantsihana Azy miaraka amin'ny olona roa hafa. Olona maro no naneso Azy. # Toeran'ny karandoha Anaran'ilay toerana io. Izany akory tsy midika fa feno karandoha any. # karandoha taolan-doha # ireo divay nifangaro miora DH: "divay mifangaro fanafody mampitony fanaintainana antsoina hoe: miora"