plt_tn/mrk/15/22.md

16 lines
403 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ireo miaramila nitondra an'i Jesosy nankany Golgota toerana izay hamantsihana Azy miaraka amin'ny olona roa hafa. Olona maro no naneso Azy.
# Toeran'ny karandoha
Anaran'ilay toerana io. Izany akory tsy midika fa feno karandoha any.
# karandoha
taolan-doha
# ireo divay nifangaro miora
DH: "divay mifangaro fanafody mampitony fanaintainana antsoina hoe: miora"