plt_tn/mrk/15/14.md

20 lines
387 B
Markdown

# Hoy Pilato tamin'izy ireo
"Hoy Pilato tamin'ireo vahoaka"
# izay mahafa-po
"izay mahafaly"
# Nokapohiny Jesosy
Tsy i Pilato no nikapoka an'i Jesosy eto fa ireo miaramilany no nanao izany.
# Nokapohiny
Izany dia midika hoe: kapoka maharary.
# nanolotra Azy mba homboana
Pilato niteny tamin'ireo miaramilany mba haka an'i Jesosy hivoaka sy hamantsika Azy amin'ny hazofijaliana.