plt_tn/mrk/15/14.md

387 B

Hoy Pilato tamin'izy ireo

"Hoy Pilato tamin'ireo vahoaka"

izay mahafa-po

"izay mahafaly"

Nokapohiny Jesosy

Tsy i Pilato no nikapoka an'i Jesosy eto fa ireo miaramilany no nanao izany.

Nokapohiny

Izany dia midika hoe: kapoka maharary.

nanolotra Azy mba homboana

Pilato niteny tamin'ireo miaramilany mba haka an'i Jesosy hivoaka sy hamantsika Azy amin'ny hazofijaliana.