# Hoy Pilato tamin'izy ireo "Hoy Pilato tamin'ireo vahoaka" # izay mahafa-po "izay mahafaly" # Nokapohiny Jesosy Tsy i Pilato no nikapoka an'i Jesosy eto fa ireo miaramilany no nanao izany. # Nokapohiny Izany dia midika hoe: kapoka maharary. # nanolotra Azy mba homboana Pilato niteny tamin'ireo miaramilany mba haka an'i Jesosy hivoaka sy hamantsika Azy amin'ny hazofijaliana.