plt_tn/mrk/14/71.md

380 B

nanozon-tena sy nianiana izy

"niteny an'Andriamanitra mba hanozona ny tenany"

Ary niaraka tamin'izany dia naneno ny akoho

vorona izay maneno vao mangiran-dratsy.

fanindroany

laharana

nalahelo mafy izy

Io fomba fiteny io dia midika fa resin'ny alahelo tanteraka izy ary tsy nahatana ny fihetsem-pony. DH: "resin'alahelo tanteraka" na "tsy nahatana ny fihetsem-pony"