# nanozon-tena sy nianiana izy "niteny an'Andriamanitra mba hanozona ny tenany" # Ary niaraka tamin'izany dia naneno ny akoho vorona izay maneno vao mangiran-dratsy. # fanindroany laharana # nalahelo mafy izy Io fomba fiteny io dia midika fa resin'ny alahelo tanteraka izy ary tsy nahatana ny fihetsem-pony. DH: "resin'alahelo tanteraka" na "tsy nahatana ny fihetsem-pony"