plt_tn/mrk/14/71.md

16 lines
380 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# nanozon-tena sy nianiana izy
"niteny an'Andriamanitra mba hanozona ny tenany"
# Ary niaraka tamin'izany dia naneno ny akoho
vorona izay maneno vao mangiran-dratsy.
# fanindroany
laharana
# nalahelo mafy izy
Io fomba fiteny io dia midika fa resin'ny alahelo tanteraka izy ary tsy nahatana ny fihetsem-pony. DH: "resin'alahelo tanteraka" na "tsy nahatana ny fihetsem-pony"