plt_tn/mrk/14/57.md

24 lines
706 B
Markdown

# niampanga lainga Azy
Eto ny fiampangana lainga dia voafaritra ho zavatra mivaingana. DH: "miampanga Azy amin'ny fijoroana vavolombelona tsy marina manohitra Azy"
# Renay Izy niteny hoe
"Renay Jesosy niteny hoe." Ny hoe: "-nay" dia maneho an'ireo olona izay miampanga lainga an'i Jesosy ary tsy tafiditra ao anatin'izany ireo olona izay miresaka.
# natao tanana
Eto ny hoe: "tanana" dia maneho ny lehilahy. DH: "nataon'ny lehilahy ... tsy misy fanampian'olona" na "namboarin'ny lehilahy ... tsy misy fanampian'olona"
# ao anatin'ny telo andro
Izany dia midika fa ho voatsangana ao anatin'ny telo andro ny tempoly.
# hanangana iray hafa
"hanangana tempoly iray hafa"
# tsy nifanaraka
nifanipaka