# niampanga lainga Azy Eto ny fiampangana lainga dia voafaritra ho zavatra mivaingana. DH: "miampanga Azy amin'ny fijoroana vavolombelona tsy marina manohitra Azy" # Renay Izy niteny hoe "Renay Jesosy niteny hoe." Ny hoe: "-nay" dia maneho an'ireo olona izay miampanga lainga an'i Jesosy ary tsy tafiditra ao anatin'izany ireo olona izay miresaka. # natao tanana Eto ny hoe: "tanana" dia maneho ny lehilahy. DH: "nataon'ny lehilahy ... tsy misy fanampian'olona" na "namboarin'ny lehilahy ... tsy misy fanampian'olona" # ao anatin'ny telo andro Izany dia midika fa ho voatsangana ao anatin'ny telo andro ny tempoly. # hanangana iray hafa "hanangana tempoly iray hafa" # tsy nifanaraka nifanipaka