plt_tn/mrk/14/57.md

706 B

niampanga lainga Azy

Eto ny fiampangana lainga dia voafaritra ho zavatra mivaingana. DH: "miampanga Azy amin'ny fijoroana vavolombelona tsy marina manohitra Azy"

Renay Izy niteny hoe

"Renay Jesosy niteny hoe." Ny hoe: "-nay" dia maneho an'ireo olona izay miampanga lainga an'i Jesosy ary tsy tafiditra ao anatin'izany ireo olona izay miresaka.

natao tanana

Eto ny hoe: "tanana" dia maneho ny lehilahy. DH: "nataon'ny lehilahy ... tsy misy fanampian'olona" na "namboarin'ny lehilahy ... tsy misy fanampian'olona"

ao anatin'ny telo andro

Izany dia midika fa ho voatsangana ao anatin'ny telo andro ny tempoly.

hanangana iray hafa

"hanangana tempoly iray hafa"

tsy nifanaraka

nifanipaka