plt_tn/mrk/14/51.md

305 B

lamba hariry

akanjo vita amin'ny kofehy hariry

nitafy

nasarona nanodidina Azy.

Rehefa nosamborin'ny olona izy

"Rehefa nosamborin'ny olona io lehilahy io"

dia navelany teo ny lambany

Raha mbola niezaka nandositra ilay lehilahy, dia nosamborin'ny hafa tamin'ny lambany, mba hanajanonana azy.