plt_tn/mrk/14/51.md

16 lines
305 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# lamba hariry
akanjo vita amin'ny kofehy hariry
# nitafy
nasarona nanodidina Azy.
# Rehefa nosamborin'ny olona izy
"Rehefa nosamborin'ny olona io lehilahy io"
# dia navelany teo ny lambany
Raha mbola niezaka nandositra ilay lehilahy, dia nosamborin'ny hafa tamin'ny lambany, mba hanajanonana azy.